Accueil Politique LFI 2021 : nankatoavin’ny Antenimierandoholona niaraka tamin’ny fanitsiana vitsivitsy

LFI 2021 : nankatoavin’ny Antenimierandoholona niaraka tamin’ny fanitsiana vitsivitsy

0
LFI 2021 : nankatoavin’ny Antenimierandoholona niaraka tamin’ny fanitsiana vitsivitsy

Lany teny amin’ny Antenimierandoholona io maraina io ny volavolan-dalana 016/2020 ny 30 Oktobra 2020, mifehy ny teti-bola 2021 nandritra ny fandinihana fanindroany nataon’ireo Loholona. Loholona 22 nanaiky ary 16 nandà. Na eo aza ny tsy fitovian-kevitra, nizotra tamim-pilaminana sy nanaja ny hevitra lanin’ny maro an’isa ny fandaniana izany.