Accueil Politique LFR 2022: hahena ny hetra alaina amin’ireo mpaninjara solika

LFR 2022: hahena ny hetra alaina amin’ireo mpaninjara solika

0
LFR 2022: hahena ny hetra alaina amin’ireo mpaninjara solika

Hahena 15% ny hetra izay alaina amin’ny mpanjijara Solika eto Madagasikara raha toa ka 20% izany teo aloha raha ny fanazavan’ny asam bomiera izay nandinika ny LFR 2022. Ho fitsinjovana amin’ny fiakaran’ny vidin-tsolika izay tsy maintsy hisy atsy ho atsy no anton’ny fampidinana io hetra iorah any fanazavana. Androany teny tsimbazazana no nadinihi’ireo solombavabahoka mikasika ireo hetra ao amin’ny tetibolam-panjakana nasim-panitsiana 2022.