Accueil Politique Lisi-pifidianana : ambany ny taham-pahavitrihan’ny olona nanamarina anarana

Lisi-pifidianana : ambany ny taham-pahavitrihan’ny olona nanamarina anarana

0
Lisi-pifidianana : ambany ny taham-pahavitrihan’ny olona nanamarina anarana

Tapitra ny faha 15 ny volana febroary ho avy izao ny fe-potoana fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana eny anivon’ny fokontany . Ambany anefa ny taha-pahavitrihan’ny olona nisoratra anarana sy nanamarina anarana ao anatin’izany lisitra izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici