Ny tsy fanatomombanana eo amin’ny fandraisana ny anarana eny ifotony mahatonga ny doublons no isan’ny olana nasongadin’ireo mpanara-maso ny fanavaozanana tanteraka ny lisi-piridianana teny amin’ny CENI androany. Ny faha-10 ny volana aprily ho avy izao no hivoaka ny lisi-pifidianana vonjimaika raha ny fanazavana.