Accueil Economie Litchi : mihena ny fanjifana eo amin’ny tsena iraisampirenena

Litchi : mihena ny fanjifana eo amin’ny tsena iraisampirenena

0
Litchi : mihena ny fanjifana eo amin’ny tsena iraisampirenena

Nihena ny fanjifana sy ny vidin’ny litchi malagasy eo amin’ny tsena Eoropeana taorian’ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona. Manodidina ny 2.30 hatramin’ny 3Euro ny vidin’ny iray kilao. Ny kalitao nefa tsy miova. Fanadihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici