Accueil Economie Loharanon’angovo hafa  : azo trandrahana tsara ny rano

Loharanon’angovo hafa  : azo trandrahana tsara ny rano

0
Loharanon’angovo hafa  : azo trandrahana tsara ny rano

Mitohy ny fitadiavam-bahaolana momba ny fampiasana ny loharanon’angovo azo havaozina eto Madagasikara. Orinasa mpamokatra herinaratra avy amin’ireo nosy 4 aty amin’ny Ranomasimbe Indianina no nikaon-doha tamin’ny JIRAMA. Tokony hojerena manokana ny fahafahana mitrandraka ny rano ho an’i Madagasikarana raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici