Lozam-pifamoivoizana – Ambohimahasoa : hitory ilay kaoperativa ny fianakavian’ireo niharam-boina

0

Hitory ilay kaoperativa nitera-doza namoizana ain’olona 11 teny Anteheza – Ambohimahasoa ny 25 septambra lasa teo ny fianakavian’ireo niharam-boina noho ny tsy fandraisan’andraikitr’ity Kaoperativa ity. Amin’ny tranga tahaka itony, ny trano fiantohana ny manome honitra hoy ny mpahay lalàna nanontaniana.