Accueil Société Lycée Moderne Ampefiloha : natao fitiliana ireo mpampianatra sy mpandraharaha

Lycée Moderne Ampefiloha : natao fitiliana ireo mpampianatra sy mpandraharaha

0
Lycée Moderne Ampefiloha : natao  fitiliana ireo mpampianatra sy mpandraharaha

Taorian’ny nanaovan’ireo mpampianatra sy mpandraharana teny anivon’ny LMA antso fanairana ho an’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena mahakasika ny firongatry ny Covid-19 eny an-toerana, mpampianatra sy mpandraharaha maherin’ny 50 androany no nanaovana fitiliana. Ny valin’ny fitiliana arak’izany no hamaritra ny fahafahan’izy ireo manohy ny fampianarana na tsia araka ny fanazavana.