Accueil Economie Madagascar – Kenya : mihatsara ny fifanakalozana ara-barotra

Madagascar – Kenya : mihatsara ny fifanakalozana ara-barotra

0
Madagascar – Kenya : mihatsara ny fifanakalozana ara-barotra

Fifanaraham-piaraha miasa 2 lehibe no hisokatra ho an’i Madagasikara taorian’ny fitsidihan’ny fikambanan’ny tranoben’ny varotra sy ny Indostria tany Kenya. Hiompana betsaka amin’ny fanatsarana ny sehatry ny fifanakalozana arabarotra izany indrindra ny lafiny fanondranana entana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici