Nafana ny fanohanana ny Barea tany Toamasina. Na tsy azo natrehana aza ny lalao, maro ny vahoaka nijery izany, ohatra teny amin’ny lapan’ny tanàna . Ndeha arahintsika avy hatrany ny zava-nisy tany an-toerana nandritry ny lalao iny.