Madagasikara : hapetraka ny « Plateforme Huiles Essentielles »

0

Tontosa androany ny fihaonana teo amin’ny Ministera sy ireo orinasa miisa 55 mpikambana ao amin’ny GEHEM manerana an’i Madagasikara. Fihaonana izay tafiditra ao anatin’ny fametrahana rindran-damina vaovao entin’ny Ministera hanatanterahana ny vinan’ny Filohampirenena : « Madagasikara maitso ».