Accueil Economie Madagasikara – Japon : hamafisina ny fiaraha-miasa

Madagasikara – Japon : hamafisina ny fiaraha-miasa

0
Madagasikara – Japon : hamafisina ny fiaraha-miasa

Hiamafy ny fiara-miasan’i Madagasikara sy Japon, araky ny nivoitra androany nandritra ny fankalazana ny faha-61 taonan’ny  Sa majesté Empereur ny Japon. Nambaran’ny masoivohon’i Japon sy ny minisitry ny raharaham-bahiny ihany koa fa andalana ny dingana famerenana ny fisokafan’ny orinasa Ambatovy. Mikasika ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina, ho jerena ihany koa raha ny fanazavana ny ho fitohizan’ny asa.