Namoaka naoty mampatsiahy ny tokony hamerenan’ireo mpiasam-panjakana efa tsy tokony hampiasa intsony ny « Passeport diplomatique » sy ny « Passeport de service » ao anatin’ny 15 andro ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Malagasy.