Mahajanga I : 79 % n’ny olompirenena no voasoratra anarana anaty lisitry ny mpifidy

0

Mbola tsy tratra ny tanjona raha ny zavamisy hita nandritra ny famaranana vonjimaika ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy ho an’ny Distrikan’i Mahajanga Voalohany. Androany 11 Aprily no tetiandro hamaranana izany vonjimaika.