Accueil Faits divers Mahamasina sy ny manodidina : Nisy fizarana vola ho an’ny mpijery matso

Mahamasina sy ny manodidina : Nisy fizarana vola ho an’ny mpijery matso

0
Mahamasina sy ny manodidina : Nisy fizarana vola ho an’ny mpijery matso

Teny Antanimbarinandriana, nimenomenona ireo olona nasaina nanotrona ny matso teny Mahamasina notambazana vola sy nozaraina ticket rehefa tsy nahazo ny fampanatenana nomena azy ireo. Ny fiadidiana ny faritra Analamanga sy ny distrika no voalaza fa tomponantoka tamin’io fizaram-bola io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici