MAHTP

0

Nitsidika ny toerana hanaovana andrana amin’ny fampiasana teknika vaovao mahakasika ny fanamboaran-dalana ny ministeran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy. Tanjona ny hananana karazana teknika maromaro amin’ny fanamboaran-dalàna.