MAHTP : hentitra amin’ireo fandikan-dalàna ny minisitera

0

Fanamby lehibe apetraky ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanajaraiana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vanenty ny tsy fanekena ny gaboraraka sy ny fandanindaniam-poana ny volam-panjakana. Nitondran’ny ministera fanazavana ihany koa ny mahakasika ny raharaha amin’ny Solombavambahoaka Naivo RAHOLIDINA. Henri Florien