MAHTP sy MENETP : nandray anjara tamin’ny fambolen-kazo tany Ankazobe

0

Toy ireo ministera maro samihafa, nanatanteraka ny fambolen-kazo tany amin’ny distrikan’Ankazobe ihany koa ny ministeran’ny Fanajariana ny tany ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy sy ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena androany. Tonga maro ireo avy eo anivon’ny ministera nanatanteraka ny fambolen-kazo tamin’ity androany ity.