Najoro tamin’ny fomba ofisialy ny Biraon’ny antoko Malagasy Miara-Miainga ao amin’ny distrikan’i Moramanga. Ny fotokevitra ijoroan’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga no naharesy lahatra anay, hoy ny filohan’ny MMM ao Moramanga nandritra ny fandraisam-pitenenana nataony.