Accueil Non classé Manga Mania Festival k-pop Super Show : afa-po ny mpandray anjara sy ny mpanotrona ny hetsika

Manga Mania Festival k-pop Super Show : afa-po ny mpandray anjara sy ny mpanotrona ny hetsika

0
Manga Mania Festival k-pop Super Show : afa-po ny mpandray anjara sy ny mpanotrona ny hetsika

Seho miavaka maro no nentin’ireo tanora mankafy ny kolontsaina asiatika nandravahana ny famaranana ny Manga Mania Festival k-pop Super Show andiany faha-10 teny Ankorondrano androany. Samy afa-po avokoa na ny mpandray anjara na ny mpikarakara izay nanamafy ny hanohizana hatrany ny hetsika amin’ny taona ho avy.