Accueil Société Mangarivotra Moramanga : olona miisa 37 no niakatra fampanoavana

Mangarivotra Moramanga : olona miisa 37 no niakatra fampanoavana

0
Mangarivotra Moramanga : olona miisa 37 no niakatra fampanoavana

Olona miisa 37 no niakatra fampanoavana androany noho ny famonoana tamin’ny fomba feno habibibiana ny filohan’ny VOI ao Mangarivotra Moramanga. Tao anatin’ny roa taona io filohan’ny VOI io no efa nahita ny tranga tevy ala sy ny fitrandrahana hazoala amin’ny faritra arovana. Nangataka ny hitantanana izany izy no izao nisy namono izao.