Accueil Société Manovahosoa Moaramanga

Manovahosoa Moaramanga

0
Manovahosoa Moaramanga

Mitohy hatrany ny fanimbana ny ala amin’ny alalan’ny fitrandrahana didin-kazo ao amin’ny kaominina Antaniditra na eo aza ny fampiatoana efa natao. Orinasa vahiny nampidirina amin’ny alalan’ny VOI no manao ny fitrandrahana. Tranga izay efa tsy vaovao intsony amin’ny mpanara-baovao nanomboka ny taona 2015 sy ny resaka Soamahamanina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici