Maroantsetra : efa milamina ny toe-draharaha

0

Nisehoana korontana tany Maroantsetra nohon’ny fahatapahan’ny herinaratra nandritra lalao nihaonan’ny Barea de Madagascar sy Niger. Nisy nandoro noho izany ny ampahan’ny biraon’ny jirama tany an-toerana. Efa niverina amin’ny laonina ny herinaratra any an-toerana, toy izany koa ny filaminana.