Accueil Société Marotolana – Ambanja : rongony 6208 Kg sy menaka rongony 21 litatra sarona

Marotolana – Ambanja : rongony 6208 Kg sy menaka rongony 21 litatra sarona

0
Marotolana – Ambanja : rongony 6208 Kg sy menaka rongony 21 litatra sarona

Vokatry ny fanomezam-baovao avy amin’ny olon-tsotra, olona 04 mpisera rongony no voasambotry ny Zandary tao Mahadera, Kaominina Marotolana, Distrika Ambanja niaraka tamin’ny Rongony mihoatry ny 6 Taonina sy menaka rongony 21 Litatra. Ny fidorohana rongony izay isan’ny mampirongatra ny asan-jiolahy na Andrenivohitra na any amin’ny tontolo Ambanivohitra.