Manomboka androany ny asa famerenana ireo tsipika mandry na ny « marquage au sol » izay ataon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Faritra maro no voakasika amin’izany, ka hisy ny fahatampahan-dalana mandritra ny fanatanterahana ny asa.