Accueil Economie Masoivohon’i Afrika atsimo : maniry ny hiverenan’ny fisokafan’ny lanitr’i Madagasikara amin’I Afrika Atsimo

Masoivohon’i Afrika atsimo : maniry ny hiverenan’ny fisokafan’ny lanitr’i Madagasikara amin’I Afrika Atsimo

0
Masoivohon’i  Afrika atsimo : maniry ny  hiverenan’ny fisokafan’ny lanitr’i Madagasikara amin’I Afrika Atsimo

Naneho ny faniriany ny hiverenan’ny sidina mivantana mampitohy an’i Madagasikara amin’i Afrika atsimo ny masoivohon’ity firenena ity, izay miasa sy monina eto androany. Mavesatra hoy izy ny fiantraikan’ny fikatonan’ny sidina indrindra ho an’ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fizahantany.