![26-juin-2018 26-juin-2018](https://www.infokmada.org/wp-content/uploads/2018/06/26-juin-696x451.jpg)
26 Jona 1960 – 26 jona 2018, feno 58 taona androany ny nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovan-tenany. Hetsika maro no nanamarihana izany nandritra ity volana jona ity. Nisy ihany koa ny matso lehibe teny amin’ny kianjan’ny Mahamasina. Arahintsika ny ampahany tamin’izany.