Media Award 2019 : fankasitrahana ny mpanao gazety, notontosaina omaly

0

Mpanao gazety 13 no azao nandresy tamin’ny fifaninanana Media Award 2019, fifaninanana eo amin’ny tontolon’ny fiarovana ny ankizy, nokarakarain’ny UNICEF. Isan’ireo nandresy ny mpanao gazetin’ny KOLOTV/FM, Fehizoro Rafaly.