Menaka azo avy amin’ny zava-maniry : miroborobo ankehitriny

0

Miroborobo amin’izao fotoana izao ny sehatry ny famokarana menaka azo avy amin’ny zava-
maniry. Tanora iray monina sy mipetraka ao Antsirabe no manao asa tena misehatra manokana
eo amin’ny famokarana izany no entintsika manaraka izao.