Menak’osy : maro no tsy mahalala ny asany.

0

Maro amin’ny malagasy no tsy mahalala ny asan’ny menak’osy, tsy vitsy koa anefa no mahafantatra ny asan’izany. Atao inona ny menak’osy? Ny valin’izay no entina aminao anatin’ity fanadihadiana ity.