Accueil Politique MENETP : laharam-pahamehana ny fampitombona ny ankizivavy miditra an-tsekoly

MENETP : laharam-pahamehana ny fampitombona ny ankizivavy miditra an-tsekoly

0
MENETP : laharam-pahamehana ny fampitombona ny ankizivavy miditra an-tsekoly

Atao laharam-pahamehana ho an’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, fampianarana teknika sy fanofanana araka asa ny fampidirana an-tsekoly ireo ankizy vavy. Izay no nivoitra nandritra ny fanamarihana ny andron’ny vehivavy ho an’ity minisitera ity teny amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici