Min environnement Mananjary

0

Saron’ny tomponandraikitra eo anivon’ny ministeran’ny tontolo iainana ao Vatovavy Fitovinany ny fisandohana andraikitra sy ny fampiasana taratasy hosoka ataon’ireo mpanao afera hazo. Ny ministera foibe izay nanome baiko fa tsy ekena kolikoly sy ny fanaparam-pahefana hahafahana miroso amin’ny fampandrosoana.