Accueil Politique Ministeran’ny fanabeazam-pirenena : tsy ekena intsony ny kinanamanana sy ny kolikoly

Ministeran’ny fanabeazam-pirenena : tsy ekena intsony ny kinanamanana sy ny kolikoly

0
Ministeran’ny fanabeazam-pirenena : tsy ekena intsony ny kinanamanana sy ny kolikoly

Ministeran’ny fanabeazam-pirenena : tsy ekena intsony ny kinanamanana sy ny kolikoly Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fizarana ny fanomezana ara-bola avy amin’ny fitondram-panjakana ho ann’y sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana ho ann’y taom-pianarana 2018. Tsy ekena intsony ny fanaovana kolikoly sy ny kinamanamana eo amin’ny sehatry ny fampianaratra manomboka izao hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena nandritra izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici