Accueil Société Mitohy ny fanotofana ny zone de recasement : nanao fihetsiketsehana ireo mponin’Ankorondrano

Mitohy ny fanotofana ny zone de recasement : nanao fihetsiketsehana ireo mponin’Ankorondrano

0
Mitohy ny fanotofana ny zone de recasement : nanao fihetsiketsehana ireo mponin’Ankorondrano

Niverina nidina ifotony, nanatanteraka fietsiketsehana ireo mponina tao amin’ny fokontany Ambohibary Antanimena, omaly alina manoloana ny fitohizan’ny fanotofana tsy ara-dalàna ny zone de recasement ao Ankorondrano. Takiana manoloana it tranga ity ny fandraisana andraikitry ny kominina sy ny ministeran’ny fanajariana ny tany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici