Accueil Société Mpampanofa trano : misedra olana amin’izao fotoana izao

Mpampanofa trano : misedra olana amin’izao fotoana izao

0
Mpampanofa trano : misedra olana amin’izao fotoana izao

Misedra olana tanteraka ny mpampanofa trano amin’izao fotoana izao. Betsaka ny olona no mitsoaka hofan-trano ka voatery izy ireo mameno ny vidin’jiro na dia efa tsy misitraka hofan-trano aza. Antony raha ny fanadihadiana natao,  maro  ireo no very asa noho ny valan’aretina ka tsy misy fidiram-bola intsony.