Mpampianatra : noterena hanao ny asany

0

Niova indray ny tetik’ady nampiasain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena nanakorotanana ny fitakian’ireo mpampianatra, hoy ireo mpampianatra. Raha ny tranga androany, noterena ny sasany tamin’izy ireo tsy maintsy hampianatra indrindra ireo mpampianatra Fram.