Accueil Culture Mpanao hira gasy an-dalam-be : mahasarik’olona hatrany

Mpanao hira gasy an-dalam-be : mahasarik’olona hatrany

0
Mpanao hira gasy an-dalam-be : mahasarik’olona hatrany

Na eo aza ireo kilalao sy karazana fialam-boly samihafa eny an-dalam-be , isan’ny mahasarika olona hatrany ireo mpanao hira gasy. Ankoatry ny fanandratana ny kolontsaina maha-malagasy, fotoavana entina hitadiavam-bola ihany koa izany, mitombo ny mpanjifa amin’ny vanim-potoana fety toa izao raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici