Vaky ny ady eo amin’ny mpikambana TGV sy mpikambaa Freedom izany samy manohana ny Filoha Andry Rajoelina. Niverina indray ny resaka akanjo sy loko politika teto nandritra ny fitokanana ny Mozea Rainilaiarivony teny Amboditsiry androany. Niakapeo tamin’ny fanilikilihana ny mpikambana TGV nataon’ny Freedom ny Solombavambahoaka Naivo RAHOLIDINA.