Accueil Société Mpianatry Vontovorona : nanohy ny fihetsiketsehana alina

Mpianatry Vontovorona : nanohy ny fihetsiketsehana alina

0
Mpianatry Vontovorona : nanohy ny fihetsiketsehana alina

Nanohy ny fihetsiketsehana alina ireo mpianatry ny Polytechnique Vontovorona noho ny tsy famalian’ny minisiteran’ny fampianarana ambony ny famoahana ny tetiandro andraisana ny vatsim-pianarana ’izy ireo fa ihany koa ny hamoahana ny naman’izy ireo voasambotra.