Mpiasa misotro ronono eo anivon’ny SECREN : nisy nanodikodina ny latsakemboka.

0

Nisy nanodikodina ny  latsakembok’ireo mpiasa tao amin’ny orinasa secren. Mitaraina vokatr’izany ireo mpiasa misotro ronono eo amin’ity orinasa ity.