Mpiasan’ny FOP : mitaky ny fialan’ny minisitra MAHARANTY Jean de Dieu

0

Mikatso tanteraka ny asa eo anivon’ny ministeran’ny asa, nanohy ny fitokonany izy ireo, takian’izy ireo ny fialan’ny Minisitra tomponandraikitra amin’ny asany vao hiverina hiasa izy ireo.