Mpikambana eo anivon’ny governemanta : voatendry izao alina izao

0

Nivoaka izao alina izao ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny governemanta tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Chrisitian. Iray amin’ireo minisitra tamin’ny governemanta teo aloha no tsy tafaverina tamin’ny toerany. Niverina amin’ny maha minisitra azy, ireo solombavambahoaka 2.