Accueil Politique Mpikambana HCC : lasa naka traikefa any Allemagne

Mpikambana HCC : lasa naka traikefa any Allemagne

0
Mpikambana HCC : lasa naka traikefa any Allemagne

Hatramin’izao, mbola handrasan’ny rehetra ny valin’ireo fitarainana maro napetraka eo anivon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana efa ho roa volana mahery izay. Mampametram-panontaniana ny vahoaka Malagasy ny anton’ny fahanginan’ity Fitsarana ity, tsy mamaly izany fitoriana tonga ao aminy izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici