Mpilalao baolina kitra- Nosy Varika : nandresy ny ekipa voafantin’ny Tana II

0

Nibata fandresena ireo tanora, mpilalao baolina kitra avy any amin’ny distrikan’i Nosivarika izay tonga eto Antananarivo raha nifanandrina tamin’ny ekipa voafantin’ny Tana II. Ny kandida ho solombavambahoaka ao Nosivarika, ramatoa VOLAMIRANTY no nitondra azy ireo teto an-drenivohitra ka nampilalao azy ireo voalohany tamin’ny terrain synthétique.