Accueil Sport Mpilalao ny Barean’I Madagasikara : tsy misy tratry ny Covid-19

Mpilalao ny Barean’I Madagasikara : tsy misy tratry ny Covid-19

0
Mpilalao ny Barean’I Madagasikara : tsy misy tratry ny Covid-19

Manoloana ny resabe tao anaty ny tambazotran-tserasera mikasika ny ahiahy amin’ny mety fisihana mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena voan’ny Covid-19. Nanamafy tanaty ny tambazotran-tserasera androany ny mpanazatra Nicolas Dupuis fa tsy misy mitondra ny tsimok’aretina coronavirus na ireo mpilalao na staff ny barea taorinan’ny fitiliana natao azy ireo ny maraina teo.