Mpilalao – Rugby à 7 : notolorana vary sy lelavola

0

Tafiditra anatin’ny fanomanana ny Jeux des Iles, nifarana omaly ny premier regroupement na ny fampivondronana voalohan’ny Ekipam-pirenena Rugby. Etsy ankilany, nanolotra vary sy lelavola ho an’ireo mpilalao sy ny mpanazatra ny mpiahy ny Rugby à 7, ny minisitra Hajo Andrianainarivelo androany.