Mpisehatra eo amin’ny BTP : nihaona tamin’ny Filoham-pirenena teny Iavoloha

0

Tontosa androany teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny fihaonana teo amin’ny Filoha Andry RAJOELINA notronin’ireo mpikambana avy eo anivon’ny governemanta niaraka tamin’ ireo mpisehatra ao anatin’ny BTP.  Vonony ny hifanome tanana amin’ny mpandraharaha ny fitondram-panjakana raha ny nambaran’ny filohampirenena, ary ny orinasa Malagasy no ho lohalaharana amin’ireo tsenabarom-panjakana manomboka izao.