Mpitantana ny tanànan’Antananarivo : hivarotra ambongadiny ny Renivohitra?

0

Notsipahan’ny mpanolotsainan’ny tanàna eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra ny fikasan’ny mpitantana hametraka kioske eny amin’ny Arcade Analakely. Fanajana ny drafi-panajariana fa ihany koa ny tsy fisian’ny fitantanana mangarahara ataon’ireo mpitantana no anton’ny fitsipahana izany raha ny fanadihadiana natao.