Accueil Politique Mpitondra fanjakana

Mpitondra fanjakana

0
Mpitondra fanjakana

Maro ny fanehoan-kevitra niseho taorian’ilay resaka nataon’ny Filoham-pirenena tamin’ny Minisitra miisa 02 niparitaka tao anaty tambazotran-tserasera. Tranga zay azo itarafana ny fitondrana ny firenena ka ny Filoha no mibaiko sy manome toromarika, ka tsy maintsy miandry izany iero minisitra sy tompon’andraikitra ambony.