Accueil Société Mpivarotra amoron-dalana : tsy misy ny fandraisana andraikitra

Mpivarotra amoron-dalana : tsy misy ny fandraisana andraikitra

0
Mpivarotra amoron-dalana : tsy misy ny fandraisana andraikitra

Manomboka rakotra tsena ny eo am-pitan’ny toby fiantsonan’ny fiara etsy Andohotapenaka. Raha ny fanazavan’izy ireo, hatreto manorina izay te hanorina. Tsy misy ny vola aloa . Tsy nahazoana fanazavana ny avy eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Milaza ny efa nanala azy ireo kosa ny avy eo anivon’ny fokontanin’Andohotapenaka II.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici